2 Chronicles 20:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nony afaka izany dia nikambana tamin’i Ahazia, mpanjakan’ny Israely, izay nanao izay ratsy, i Josafata, mpanjakan’ny Joda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany i Jôsafata mpanjakan’i Jodà, nikambana tamin’i Okoziasa mpanjakan’i Israely izay melo-pitondran-tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, i Jôsafata mpanjakan’i Joda dia nifarimbona tamin’i Ahazià mpanjakan’i Israely, izay ratsy fitondrantena.
Malagasy Bible 1865
Nefa nony afaka izany, Josafata, mpanjakan'ny Joda, nikambana tamin'i Ahazia, mpanjakan'ny Isiraely, izay nanao ratsy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nony afaka izany dia nikambana tamin’i Ahazia, mpanjakan’ny Israely, izay nanao izay ratsy, i Josafata, mpanjakan’ny Joda;
malagasy
Nefa nony afaka izany, Josafata, mpanjakan'ny Joda, nikambana tamin'i Ahazia, mpanjakan'ny Isiraely, izay nanao ratsy;