2 Chronicles 20:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nikambana taminy hanao sambo hankany Tarsisy izy ka tao Eziona-Gebera no nanaovany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hanao sambo hankany Tarsisa no nikambanany taminy; ary tao Asiôngabera no nanaovany ny sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifarimbona tamin’i Ahazià hanamboatra sambo vaventy izy; ka tao Hetsiôny-Gebera no nanamboarany azy.
Malagasy Bible 1865
ary nikambana taminy hanao sambo hankany Tarsisy izy, ka tao Ezion-gebera no nanaovany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nikambana taminy hanao sambo hankany Tarsisy izy ka tao Eziona-Gebera no nanaovany azy.
malagasy
ary nikambana taminy hanao sambo hankany Tarsisy izy, ka tao Ezion-gebera no nanaovany azy.Ary Eliezera, zanak'i Dodavaho, avy any Maresa, naminany ny amin'i Josafata hoe: Noho ny nikambananao tamin'i Ahazia dia horavan'i Jehovah ny asanao. Ary nahavakiana ny sambo ka tsy nahazo nankany Tarsisy.