2 Chronicles 20:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naminany ny amin’i Josafata i Eliezera, zanak’i Dodavaho, avy any Maresa hoe: Noho ny nikambananao tamin’i Ahazia dia horavan’NY TOMPO ny asanao. Dia nisy fahavakiana ny sambo ka tsy afaka nankany Tarsisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tamin’izay i Eleazara zanak’i Dôdô, any Maresà, naminany ny amin’i Jôsafata nanao hoe: «Noho ianao nikambana tamin’i Okoziasa dia noravan’i Iaveh ny asanao.» Dia vaky ny sambo ka tsy afa-nankany Tarsisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa i Elihezera mpaminany, zanakalahin’i Dôdià avy any Maresà, dia naminany ny amin’i Jôsafata hoe: –Noho ny nifarimbonanao tamin’i Ahazià dia horavan’ny TOMPO ireo fitaovana vitanao. Dia nisy fahavakiana tokoa ireo sambo ka tsy afaka nanainga akory.
Malagasy Bible 1865
Ary Eliezera, zanak'i Dodavaho, avy any Maresa, naminany ny amin'i Josafata hoe: Noho ny nikambananao tamin'i Ahazia dia horavan'i Jehovah ny asanao. Ary nahavakiana ny sambo ka tsy nahazo nankany Tarsisy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naminany ny amin’i Josafata i Eliezera, zanak’i Dodavaho, avy any Maresa hoe: Noho ny nikambananao tamin’i Ahazia dia horavan’NY TOMPO ny asanao. Dia nisy fahavakiana ny sambo ka tsy afaka nankany Tarsisy.
malagasy