2 Chronicles 20:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niangona hangataka famonjena amin’NY TOMPO ny Joda; eny, ny avy tamin’ny tanànan’i Joda rehetra no tonga hitady NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivory koa i Jodà hiantso an’i Iaveh, ka avy amin’ny tanànan’i Jodà rehetra aza no nahatongavan’ny olona hiantso an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niangona ny Jodeanina rehetra hangata-bonjy amin’ny TOMPO; eny, avy tamin’ny tanànan’i Joda rehetra no niaingany hanao izany.
Malagasy Bible 1865
Dia niangona ny Joda hangataka famonjena amin'i Jehovah; eny, avy tamin'ny tanànan'ny Joda rehetra hitady an'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niangona hangataka famonjena amin’NY TOMPO ny Joda; eny, ny avy tamin’ny tanànan’i Joda rehetra no tonga hitady NY TOMPO.
malagasy
Dia niangona ny Joda hangataka famonjena amin'i Jehovah; eny, avy tamin'ny tanànan'ny Joda rehetra hitady an'i Jehovah izy.