2 Chronicles 20:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijoro teo amin’ny fiangonan’i Joda sy i Jerosalema, tao amin’ny tranon’NY TOMPO, teo anoloan’ny kianja vaovao, i Josafata
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jôsafata nitsangana teo afovoan’ny fiangonan’i Jodà sy i Jerosalema tao an-tranon’i Iaveh eo anoloan’ny kianja vaovao, ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voahodidin’ny mponin’i Joda sy i Jerosalema tafangona i Jôsafata no nijoro tao an- tranon’ny TOMPO, teo anoloan’ilay kianja vaovao,
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata nitsangana teo amin'ny fiangonan'ny Joda sy Jerosalema, Tao amin'ny tranon'i Jehovah, teo anoloan'ny kianja vaovao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijoro teo amin’ny fiangonan’i Joda sy i Jerosalema, tao amin’ny tranon’NY TOMPO, teo anoloan’ny kianja vaovao, i Josafata
malagasy
Ary Josafata nitsangana teo amin'ny fiangonan'ny Joda sy Jerosalema, Tao amin'ny tranon'i Jehovah, teo anoloan'ny kianja vaovao,