2 Chronicles 20:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nonina teto izy ka nanao fitoerana masina ho an’ny anaranao teto sady nilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nonina teto izy ireo sy nanangana fitoerana masina ho Anao, ho an’ny Anaranao, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nonina teto izy ka nanorina Toeramasina ho an’ny anaranao sady niteny hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nonina tatỳ izy ka nanao fitoerana masina teto ho an'ny anaranao sady nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nonina teto izy ka nanao fitoerana masina ho an’ny anaranao teto sady nilaza hoe:
malagasy
Ary nonina tatỳ izy ka nanao fitoerana masina teto ho an'ny anaranao sady nanao hoe: