2 Chronicles 22:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niery nandritra ny enin-taona tao aminy tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy, fa i Atalia no nanjaka tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niara-niery taminy enin-taona, tao an-tranon’i Iaveh izy. Ary i Atalia no nanjaka tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niery enin-taona tao an- tranon’Andriamanitra niaraka tamin’i Jôsebà sy ilay mpitaiza i Jôasy; ary dia i Hatalià no nanjaka teo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary niery enin-taona tao aminy tao an-tranon'Andriamanitra izy. Ary Atalia no nanjaka tamin'ny tany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niery nandritra ny enin-taona tao aminy tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy, fa i Atalia no nanjaka tamin’ny tany.
malagasy
Ary niery enin-taona tao aminy tao an-tranon'Andriamanitra izy. Ary Atalia no nanjaka tamin'ny tany