2 Chronicles 22:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby roapolo taona i Ahazia, raha nanomboka nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Atalia, zanakavavin’i Omry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 42 taona izy, fony vao nanjaka; ary herintaona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia zanak’i Amrỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 22 taona izy fony vao nanjaka; ary herintaona ihany no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hatalià, zafikelin’i Hômrỳ.
Malagasy Bible 1865
Roa amby efa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak'i Omry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby roapolo taona i Ahazia, raha nanomboka nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Atalia, zanakavavin’i Omry.
malagasy
Roa amby efa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak'i Omry.[Na: Roa amby roa-polo; izahao 2 Mpan. viii. 26]