2 Chronicles 22:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Akaba koa izy, fa ireniny no mpanoro hevitra azy hampanota azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaraka ny toetran’ireo taranak’i Ahaba koa i Ahazià, satria ny reniny no nanoro hevitra azy hanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Nandeha tamin'ny lalan'ny taranak'i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy.
malagasy
Nandeha tamin'ny lalan'ny taranak'i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy.