2 Chronicles 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy; satria ireny no nanome saina azy taorianan’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, toy ny taranak’i Akaba, izay mpanoro hevitra azy nahavery azy, tatỳ aorian’ny nahafatesan-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy, satria ireo no mpanolotsaina azy taorian’ny nahafatesan’i Jôrama rainy ka nampidi-doza azy.
Malagasy Bible 1865
Ka dia nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah toy ny taranak'i Ahaba izy; fa ireny no nanome saina azy taorian'ny nahafatesan'ny rainy ka nampidi-doza taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy; satria ireny no nanome saina azy taorianan’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy.
malagasy
Ka dia nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah toy ny taranak'i Ahaba izy; fa ireny no nanome saina azy taorian'ny nahafatesan'ny rainy ka nampidi-doza taminy.