2 Chronicles 22:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’i Jehò nanefa ny fanamelohany ny taranak’i Akaba dia hitany ireo lehibe tamin’i Jodà mbamin’ireo zana-drahalahin’i Okoziasa izay nanao raharaha tao amin’i Okoziasa ka nefainy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampiharin’i Jehò tamin’ny taranak’i Ahaba ny famalian’Andriamanitra; hitany koa ireo manampahefana jodeanina sy ireo zana-drahalahin’i Ahazià izay samy nanompo an’i Ahazià, ka novonoiny ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny namalian'i Jeho ny taranak'i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin'i Ahazia, izay nanompo an'i Ahazia, ka novonoiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny.
malagasy
Ary tamin'ny namalian'i Jeho ny taranak'i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin'i Ahazia, izay nanompo an'i Ahazia, ka novonoiny.