2 Chronicles 23:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Atalia ny tabataban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’i Atalia ny fihahohahon’ny vahoaka nidodododo sy nihoby ny mpanjaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao an-tranon’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Hatalià ny kotaban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin’ny vahoaka tao an-tranon’ny TOMPO koa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Atalia ny tabataban'ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin'ny vahoaka tao an-tranon'i Jehovah koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Atalia ny tabataban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy.
malagasy
Ary nony ren'i Atalia ny tabataban'ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin'ny vahoaka tao an-tranon'i Jehovah koa izy.