2 Chronicles 23:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisambotra azy ny olona, dia nankany amin’ny fidirana amin’ny vavahadin-tsoavaly Ravehivavy ka niditra tao an-tranon’ny mpanjaka; dia novonoiny tao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihataka teo an-daniny roa ny olona, ka lasa nankany amin’ny fidirana eo am-bavahadin-tsoavaly ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka ravehivavy, ka dia tao no namonoana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nosamborin’ireo i Hatalià ka notaritaritiny ho any an-dapan’ny mpanjaka; ary rehefa tafapaka ny fidirana teo amin’ny vavahadin-tsoavaly ravehivavy, dia novonoina ho faty teo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona nisava teo an-daniny roa, dia nankamin'ny fidirana amin'ny vavahadin-tsoavaly ravehivavy ka niditra tao an-tranon'ny mpanjaka; dia novonoiny teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisambotra azy ny olona, dia nankany amin’ny fidirana amin’ny vavahadin-tsoavaly Ravehivavy ka niditra tao an-tranon’ny mpanjaka; dia novonoiny tao izy.
malagasy
Ary ny olona nisava teo an-daniny roa, dia nankamin'ny fidirana amin'ny vavahadin-tsoavaly ravehivavy ka niditra tao an-tranon'ny mpanjaka; dia novonoiny teo izy.