2 Chronicles 23:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Joiada dia nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho olon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanaovin’i Jôiadà fanekena ny vahoaka sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany, fa tsy maintsy ho vahoakan’i Iaveh izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanaovin’i Jôiadà fanekempihavanana ny olona rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho vahoakan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Joiada nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin'ny tenany mba ho olon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Joiada dia nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho olon’NY TOMPO.
malagasy
Ary Joiada nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin'ny tenany mba ho olon'i Jehovah.