2 Chronicles 23:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalatsany teo am-bavahadin’ny tranon’NY TOMPO ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiany mpiandry ny varavaran’i Iaveh, mba tsy hisy olona voaloton’inon’inona hiditra eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nametrahan’i Jôiadà mpiandry varavarana teo am-bavahadin’ny tranon’ny TOMPO mba tsy hisy zavatra na olona maloto ara-pivavahana ho tafiditra ao na inona na inona antony.
Malagasy Bible 1865
Ary nalatsany teo am-bavahadin'ny tranon'i Jehovah ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nalatsany teo am-bavahadin’ny tranon’NY TOMPO ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao.
malagasy
Ary nalatsany teo am-bavahadin'ny tranon'i Jehovah ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao.