2 Chronicles 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitety an’i Joda ireo ka namory ny levita avy tany amin’ny tanànan’ny Joda rehetra sy ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny Israely dia tonga tany Jerosalema ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny an’i Jodà ireo, namory ny Levita tany amin’ny tanànan’i Jodà rehetra mbamin’ny loham-pianakaviana amin’i Israely dia tonga tany Jerosalema izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitety an’i Joda ireo ka namory ny levita sy ny loham-pianakaviana israelita avy tany amin’ny tanàna jodeanina rehetra, dia niara-tonga tany Jerosalema ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nitety an'i Joda Ireo ka namory ny Levita avy tany amin'ny tanànan'ny Joda rehetra sy ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Isiraely, dia tonga tany Jerosalema ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitety an’i Joda ireo ka namory ny levita* avy tany amin’ny tanànan’ny Joda rehetra sy ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny Israely dia tonga tany Jerosalema ireo.
malagasy
Ary nitety an'i Joda Ireo ka namory ny Levita avy tany amin'ny tanànan'ny Joda rehetra sy ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Isiraely, dia tonga tany Jerosalema ireo.