2 Chronicles 23:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fehizay ny tanàna, fa efa novonoiny tamin’ny sabatra i Atalia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifaly ny vahoaka rehetra amin’ny tany ary nandry feizay ny tanàna. Fa i Atalia novonoina tamin’ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra i Hatalià.
Malagasy Bible 1865
Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanana, fa Atalia efa novonoiny tamin'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fehizay ny tanàna, fa efa novonoiny tamin’ny sabatra i Atalia.
malagasy
Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanana, fa Atalia efa novonoiny tamin'ny sabatra.