2 Chronicles 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vory tao ny olona rehetra dia nanao fanekena tamin’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’Andriamanitra. Ary hoy i Joiada taminy: Indro, ny zanaky ny mpanjaka no hanjaka araka ny efa nolazain’NY TOMPO ny amin’ny taranak’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fanekena tamin’ny mpanjaka tao an-tranon’Andriamanitra avokoa ny fiangonana rehetra teo. Hoy i Jôiadà tamin’izy ireo: «Indro hanjaka ny zanaky ny mpanjaka araka ny voalazan’i Iaveh, ny amin’ny taranak’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny olona rehetra vory teo dia nanao fanekempihavanana tao an- tranon’Andriamanitra ny amin’ny mpanjaka, sady nilazan’i Jôiadà hoe: –Indro i Jôasy zanakalahin’ny mpanjaka. Izy no tokony hanjaka araka ny nampanantenain’ny TOMPO ny amin’ny taranak’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra vory tao dia nanao fanekena tamin'ny mpanjaka tao an-tranon'Andriamanitra. Ary hoy Joiada taminy: Indro, ny zanaky ny mpanjaka no hanjaka araka ny efa nolazain'i Jehovah ny amin'ny taranak'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vory tao ny olona rehetra dia nanao fanekena tamin’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’Andriamanitra. Ary hoy i Joiada taminy: Indro, ny zanaky ny mpanjaka no hanjaka araka ny efa nolazain’NY TOMPO ny amin’ny taranak’i Davida.
malagasy