2 Chronicles 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny levita, dia ho mpiandry varavarana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo, izay miditra hanao fanompoana amin’ny andro sabata, na mpisorona na Levita, dia hatao mpiambim-baravarana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no hataonareo: ianareo mpisorona sy levita izay milatsaka amin’ny andro sabata, dia aoka ny ampahatelonareo ho mpiandry ny varavaran’ny tempoly,
Malagasy Bible 1865
Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin'ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny levita, dia ho mpiandry varavarana;
malagasy
Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin'ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;