2 Chronicles 23:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny ampahatelonareo dia ho ao an-tranon’ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo dia ho eo amin’ny vavahadin’ny Fanorenana. Ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ampahatelony ho eo amin’ny tranon’ny mpanjaka, ny ampahatelony ho eo am-bavahadin’i Jesoda, ary ny vahoaka rehetra ho eo an-kianjan’ny tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny ampahatelo hafa hiambina ao an-dapan’ny mpanjaka, ary ny ampahatelo sisa hiambina ilay vavahadin’ny Fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon'ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo ho eo amin'ny vavahadin'ny fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny ampahatelonareo dia ho ao an-tranon’ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo dia ho eo amin’ny vavahadin’ny Fanorenana. Ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon'ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo ho eo amin'ny vavahadin'ny fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah.