2 Chronicles 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aza avela hisy hiditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO afa-tsy ny mpisorona sy ny levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’NY TOMPO hotandremana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza misy miditra ao an-tranon’i Iaveh afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita manao fanompoana ihany; ireo no mahazo miditra ao, satria masina ireo; ary ny vahoaka rehetra tsy maintsy mitandrina ny fandaharan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO, afa-tsy ny mpisorona sy ny levita mpanao raharaha; ireo no hahazo miditra satria voatokana ho an’Andriamanitra; fa ny vahoaka rehetra dia hitandrina izay fepetra nasain’ny TOMPO hotandremana.
Malagasy Bible 1865
Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon'i Jehovah afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain'i Jehovah hotandremana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aza avela hisy hiditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO afa-tsy ny mpisorona sy ny levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’NY TOMPO hotandremana.
malagasy