2 Chronicles 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomen’i Joiada mpisorona ho an’ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an’i Davida mpanjaka, izay tao amin’ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolotr’i Jôiadà mpisorona an’ireo tompon-jato avokoa ny lefona aman’ampinga nananan’i Davida mpanjaka, hita tao an-tranon’Andriamanitra, na ny lehibe na ny kely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’i Jôiadà an’ireo mpifehy andia-miaramila ny lefona aman’ampinga isan-karazany, izay an’i Davida mpanjaka saingy natoby tao an-tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nomen'i Joiada mpisorona ho an'ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an'i Davida mpanjaka ka tao an-tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomen’i Joiada mpisorona ho an’ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an’i Davida mpanjaka, izay tao amin’ny tranon’Andriamanitra.
malagasy
Ary nomen'i Joiada mpisorona ho an'ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an'i Davida mpanjaka ka tao an-tranon'Andriamanitra.