2 Chronicles 24:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka manontolo ka nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin’ny vata ambara-pahafenony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahafaly ny lehibe rehetra sy ny vahoaka rehetra izany, ka samy nanatitra izay rehetra tsy maintsy aloany avy izy, sy nandatsaka izany tao amin’ilay vata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia faly avokoa ny manampahefana sy ny vahoaka nitondra ny anjarany ary nandatsaka izany tao amin’ny vata mandra-pahafenony.
Malagasy Bible 1865
Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka rehetra, ka dia nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin'ny vata ambara-pahatapiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka manontolo ka nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin’ny vata ambara-pahafenony.
malagasy
Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka rehetra, ka dia nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin'ny vata ambara-pahatapiny.