2 Chronicles 24:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomen’ny mpanjaka sy i Joiada ho an’izay nanao ny raharahan’ny tranon’NY TOMPO ny vola ka nanakaramany ireo tambato sy mpandrafitra ary mpanefy vy sy varahina mba hanamboarana ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’ny mpanjaka sy i Jôiadà an’ireo mpampanao ny asa amin’ny tranon’i Iaveh ny vola, ary nanakaraman’izy ireo mpipai-bato ama-mpandrafitra hamboatra ny tranon’i Iaveh mbamin’ny mpanefy vy amam-barahina hanamafy ny tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natolotry ny mpanjaka sy i Jôiadà ho an’izay nisahana ny raharaha momba ny tranon’ny TOMPO izany vola izany, ka nanakaramany mpipai-bato sy mpandrafitra ary koa mpanefy vy sy halimo mba hanamboarana sy hanamafisana ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nomen'ny mpanjaka sy Joiada ho an'izay nanao ny raharahan'ny tranon'i Jehovah ny vola, ka nanakaraman'ireo mpipai-bato sy mpandrafitra ary mpanefy vy sy varahina mba hanamboatra ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomen’ny mpanjaka sy i Joiada ho an’izay nanao ny raharahan’ny tranon’NY TOMPO ny vola ka nanakaramany ireo tambato sy mpandrafitra ary mpanefy vy sy varahina mba hanamboarana ny tranon’NY TOMPO.
malagasy