2 Chronicles 24:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niasa ny mpiasa ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka niasa ny mpiasa, ary tao an-tanany dia nandroso ny fanamboarana ny trano, ka tafaveriny amin’ny toetrany taloha ny tranon’Andriamanitra sy nohamafisiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nikatroka ny mpiasa, ka nandroso tsara ny asa nataony; ary namboariny ho toy ny teo aloha sady nohamafisiny ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao ny mpiasa, ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon'Andriamanitra ka nataony mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niasa ny mpiasa ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy.
malagasy
Dia nanao ny mpiasa, ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon'Andriamanitra ka nataony mafy.