2 Chronicles 24:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalevina tao an-Tanànan’i Davida tao amin’ny mpanjaka izy, satria nanao soa teo amin’ny Israely ary koa tamin’Andriamanitra sy ny tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny mpanjaka, ao an-tanànan’i Davida izy no nalevina, fa soa no nataony tamin’i Israely sy ho an’Andriamanitra mbamin’ny tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tao an- Tanànan’i Davida niaraka tamin’ireo mpanjaka nodimandry izy no nalevina satria nanao soa teo amin’i Israely ary koa tamin’Andriamanitra sy ny tempoliny.
Malagasy Bible 1865
Ary nalevina tao an-Tanànan'i Davida tao amin'ny mpanjaka izy, satria nanao soa teo amin'ny Isiraely ary tamin'Andriamanitra sy ny tranony koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nalevina tao an-Tanànan’i Davida tao amin’ny mpanjaka izy, satria nanao soa teo amin’ny Israely ary koa tamin’Andriamanitra sy ny tranony.
malagasy
Ary nalevina tao an-Tanànan'i Davida tao amin'ny mpanjaka izy, satria nanao soa teo amin'ny Isiraely ary tamin'Andriamanitra sy ny tranony koa.