2 Chronicles 24:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa maty i Joiada dia avy ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maty i Jôiadà, tonga niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka ny lehibe tamin’i Jodà, ka nihaino azy ireo ny mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Jôiadà, dia avy ireo manampahefana tao Joda ka niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka ho fiangaviana azy. Dia nihaino azy ny mpanjaka,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa maty Joiada, dia avy Ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan'ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa maty i Joiada dia avy ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka.
malagasy
Ary rehefa maty Joiada, dia avy Ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan'ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka.