2 Chronicles 24:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naniraka mpaminany tany aminy Izy hampiverina azy amin’NY TOMPO; dia nananatra azy mafy ireo, nefa tsy nety nihaino izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka mpaminany tany amin’izy ireo i Iaveh hampiverina azy ireo aminy indray, ka nitsangana ho vavolombelona nanohitra azy ireo ireny, nefa tsy nohenoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanirahany mpaminany izy mba hampiverina azy aminy; kanefa, na dia nananatra mafy aza ireo, dia tsy nety nihaino izy.
Malagasy Bible 1865
Ary naniraka mpaminany tany aminy Izy hampiverina azy amin'i Jehovah; dia nananatra azy mafy ireo, nefa tsy nety nihaino izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naniraka mpaminany tany aminy Izy hampiverina azy amin’NY TOMPO; dia nananatra azy mafy ireo, nefa tsy nety nihaino izy.
malagasy
Ary naniraka mpaminany tany aminy Izy hampiverina azy amin'i Jehovah; dia nananatra azy mafy ireo, nefa tsy nety nihaino izy.