2 Chronicles 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona i Joasy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tamin'ny andro rehetra niainan'i Joiada mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona i Joasy.
malagasy
Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tamin'ny andro rehetra niainan'i Joiada mpisorona.