2 Chronicles 24:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO araka ny tenin’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka niray tetika hamely an’io izy ireo, ka nitora-bato azy, dia teo amin’ny kianjan’ny tranon’i Iaveh, noho ny didin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao teti-dratsy nanohitra an’i Zakarià ny vahoaka, ary nitora-bato azy tao an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO, araka ny baikon’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah araka ny tenin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO araka ny tenin’ny mpanjaka.
malagasy
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah araka ny tenin'ny mpanjaka.