2 Chronicles 24:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto avy no nikomy taminy: I Zabada, zanak’i Simata amonita, sy i Jozabada, zanak’i Simrita moabita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no nanao teti-be hamely azy: i Zabada zanak’i Semaata vehivavy Amônita, sy i Jôzabada zanak’i Samarita vehivavy Moabita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ireo nioko nanohitra an’i Jôasy: i Jôzakara zanakalahin’ilay vehivavy hamônita atao hoe Simehata, ary koa i Jehôzabada zanakalahin’ilay vehivavy môabita atao hoe Simrita.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no niodina taminy: Zabada, zanak'i Simata Amonita, sy Jozabada, zanak'i Simrita Moabita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto avy no nikomy taminy: I Zabada, zanak’i Simata amonita, sy i Jozabada, zanak’i Simrita moabita.
malagasy
Ary izao no niodina taminy: Zabada, zanak'i Simata Amonita, sy Jozabada, zanak'i Simrita Moabita.Ary ny amin'ny zanany sy ny hamafin'ny faminaniana nilaza ny loza hanjo azy ary ny nanamboarany ny tranon'Andriamanitra, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjaka izany. Ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.