2 Chronicles 24:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nakan’i Joiada vady roa i Joasy, dia niteraka lahy sy vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa no vady nalain’i Jôiadà ho an’i Jôasy ary niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nangalan’i Jôiadà vady roa i Jôasy, ka niteraka zazalahy sy zazavavy taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nangalan'i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nakan’i Joiada vady roa i Joasy, dia niteraka lahy sy vavy.
malagasy
Ary nangalan'i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy.