2 Chronicles 24:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka izany dia tonga tao am-pon’i Joasy ny hanamboatra ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany, nanam-pahazotoana hamboatra ny tranon’i Iaveh i Jôasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany kosa no mby tao am-pon’i Jôasy ny hanamboatra ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka izany, dia mby ao am-pon i Joasy ny hanamboatra ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka izany dia tonga tao am-pon’i Joasy ny hanamboatra ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Ary nony afaka izany, dia mby ao am-pon i Joasy ny hanamboatra ny tranon'i Jehovah.