2 Chronicles 24:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny zanak’i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy, dia efa nandrava ny tranon’Andriamanitra; ary ny zavatra masina rehetra tao amin’ny tranon’NY TOMPO koa dia efa nateriny ho an’ireo Baala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa nosimban’i Atalia mpankahala ny fivavahana mbamin’ireo zanany ny tranon’Andriamanitra, ary efa nentiny hatao amin’ireo Baala ny zavatra rehetra voatokana ho an’ny tranon’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria i Hatalià, ilay vehivavy ratsy fanahy, sy ireo mpomba azy efa nandrava ny tranon’Andriamanitra; ary ny fanaka masina rehetra tao an-tranon’ny TOMPO koa dia efa nampiasainy hanompoana an’ireo Bahala.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny zanak'i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy, efa nandrava ny tranon'Andriamanitra; ary ny zavatra masina rehetra tao an-tranon'i Jehovah koa dia efa nateriny ho an'ireo Bala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny zanak’i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy, dia efa nandrava ny tranon’Andriamanitra; ary ny zavatra masina rehetra tao amin’ny tranon’NY TOMPO koa dia efa nateriny ho an’ireo Baala*.
malagasy
Fa ny zanak'i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy, efa nandrava ny tranon'Andriamanitra; ary ny zavatra masina rehetra tao an-tranon'i Jehovah koa dia efa nateriny ho an'ireo Bala.