2 Chronicles 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasain’ny mpanjaka nanao vata iray ny olona, dia napetrany teo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’NY TOMPO izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjaka tamin’izay dia nandidy olona hanao vata ary nasainy napetraka teo am-bavahadin’ny tranon’i Iaveh, eo ivelany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’ny mpanjaka nanao vata anankiray fandatsahan-drakitra ny olona mba hapetraka eo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nasain'ny mpanjaka nanao vata anankiray izy, dia napetrany teo ivelan'ny vavahadin'ny tranon'i Jehovah izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasain’ny mpanjaka nanao vata iray ny olona, dia napetrany teo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’NY TOMPO izany.
malagasy
Ary nasain'ny mpanjaka nanao vata anankiray izy, dia napetrany teo ivelan'ny vavahadin'ny tranon'i Jehovah izany.