2 Chronicles 25:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitombo hery i Amazia, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin’ny Lohasahantsira ary nahafaty iray alina tamin’ny taranak’i Seìra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Feno herim-po i Amasiasa ka nitarika ny vahoakany dia nankany amin’ny Lohasahan-tSira, ary nandresy 10.000 tamin’ny taranak’i Seira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana herimpo i Amatsià, ka nitarika ny tafiny hankao amin’ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty antokony folo tamin’ny Edômita taranak’i Sehîra.
Malagasy Bible 1865
Ary Amazia nitombo hery, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin'ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty iray alina tamin'ny taranak'i Seira izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitombo hery i Amazia, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin’ny Lohasahantsira ary nahafaty iray alina tamin’ny taranak’i Seìra izy.
malagasy
Ary Amazia nitombo hery, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin'ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty iray alina tamin'ny taranak'i Seira izy.