2 Chronicles 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahazo sambo-belona iray alina koa ny taranak’i Joda, dia noentiny teo an-tampon’ny harambato ary navariny teo ka montsamontsana izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahazo sambo-belona 10.000 ny taranak’i Jodà, ka nentiny nankany an-tampon’ny vatolampy anankiray, navariny teo, dia montsamontsana avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny antokony folo sisa kosa dia nataon’ny Jodeanina sambo-belona, dia nentiny teo antampon’ny hantsam-bato ary navariny teo, ka montsamontsana izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny iray alina sisa nataon'ny taranak'i Joda sambo-belona, dia nentiny teo an-tampon'ny hantsam-bato ary navariny teo, ka montsamontsana izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahazo sambo-belona iray alina koa ny taranak’i Joda, dia noentiny teo an-tampon’ny harambato ary navariny teo ka montsamontsana izy rehetra.
malagasy
Ary ny iray alina sisa nataon'ny taranak'i Joda sambo-belona, dia nentiny teo an-tampon'ny hantsam-bato ary navariny teo, ka montsamontsana izy rehetra.