2 Chronicles 25:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireo miaramila izay nampodìn’i Amazia tsy hiara-manafika aminy dia nihahakahaka teny an-tanànan’i Joda hatrany Samaria ka hatrany Bety-Horona ka nahafaty olona telo arivo tany sady nahazo babo betsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay kosa ireo miaramila nalefan’i Amasiasa tsy hiara-manafika aminy, dia niantoraka tamin’ireo tanànan’i Jodà, hatrany Samaria ka hatrany Betôrôna, ka nahafaty olona 3.000 ary namabo zavatra betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny miaramila efraimita, izay nalefan’i Amatsià hody mba tsy hiara-miantafika aminy, dia niriotra namely ireo tanàna jodeanina nanomboka teo Migrôna ka nipaka hatrany Bety-Hôrôna ary nahafaty olona telo arivo sady nitondra babo betsaka.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo miaramila izay nampodin'i Amazia tsy hiara-manafika aminy dia nihahakahaka teny an-tanànan'ny Joda hatrany Samaria ka hatrany Beti-horona ka nahafaty olona telo arivo tany sady nahazo babo betsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireo miaramila izay nampodìn’i Amazia tsy hiara-manafika aminy dia nihahakahaka teny an-tanànan’i Joda hatrany Samaria ka hatrany Bety-Horona ka nahafaty olona telo arivo tany sady nahazo babo betsaka.
malagasy