2 Chronicles 25:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niverina avy nanafika ny Edomita i Amazia dia nitondra ny andriamanitry ny taranak’i Seìra ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy sady nandoro ditin-kazo manitra ho azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga avy nandresy ny Edômita i Amasiasa, dia nentiny ny andriamanitry ny taranak’i Seira, ka natsangany ho andriamaniny, niankohofany teo anatrehany, ary nanaterany zava-manitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niverina avy nanafika ny Edômita i Amatsià, dia nitondra ny sarivongan’ny andriamanitr’ireo taranak’i Sehîra ireo ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy hitsaoka azy sady nanolotra sorona taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Amazia, nony niverina avy nanafika ny Edomita, dia nitondra ny andriamanitry ny taranak'i Seira ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy sady nandoro ditin-kazo manitra ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niverina avy nanafika ny Edomita i Amazia dia nitondra ny andriamanitry ny taranak’i Seìra ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy sady nandoro ditin-kazo manitra ho azy.
malagasy