2 Chronicles 25:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niteny taminy izy dia novalìny hoe: Moa voatendrinay ho mpanolotsaina ny mpanjaka va ianao? Aoka itsỳ ange, fandrao asian’ny olona ianao. Dia nitsahatra ilay mpaminany ka niteny hoe: Fantatro fa Andriamanitra mikasa hahafaty anao satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niteny anefa io, dia hoy i Amasiasa taminy: «Moa nanendry anao ho mpanolo-tsaina ny mpanjaka va izahay? Mialà ianao, fandrao asian’ny olona eo!» Dia niala ilay mpaminany, ary nanao hoe: «Fantatro fa efa naraikitr’Andriamanitra ny handringana anao, noho ianao nanao izany, sy tsy nihaino ny torohevitro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa nitenenan’ity mpaminany izany izy, dia namaly hoe: –Moa ve nisy nanendry anao ho mpanolotsaina ny mpanjaka? Aoka itsỳ, fandrao asian’ny olona eo ianao! Dia niato kely ilay mpaminany, vao nanohy hoe: –Fantatro fa nanapa-kevitra hahafaty anao Andriamanitra, satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niteny taminy izy, dia novaliany hoe: Moa voatendrinay ho mpanolo-tsaina ny mpanjaka va Hianao? Aoka itsy ange, fandrao asian'ny olona ianao. Dia nitsahatra ilay mpaminany ka nanao hoe: Fantatro fa Andriamanitra mikasa hahafaty anao satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niteny taminy izy dia novalìny hoe: Moa voatendrinay ho mpanolotsaina ny mpanjaka va ianao? Aoka itsỳ ange, fandrao asian’ny olona ianao. Dia nitsahatra ilay mpaminany ka niteny hoe: Fantatro fa Andriamanitra mikasa hahafaty anao satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro.
malagasy