2 Chronicles 25:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, nefa tsy dia tamin’ny fony manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh ihany izy, saingy tsy tamin’ny fo lavorary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Amatsià, kanefa tsy dia tamin-kafanampo tanteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, nefa tsy dia tamin'ny fony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, nefa tsy dia tamin’ny fony manontolo.
malagasy
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, nefa tsy dia tamin'ny fony rehetra.