2 Chronicles 25:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanaiky anefa i Amazia, satria avy tamin’Andriamanitra izany, mba hanolorany azy ho eo an-tanan’ny fahavalony noho ny nitadiavany ny andriamanitry ny Edomita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nohenoin’i Amasiasa akory izany, fa avy amin’Andriamanitra izany, hanolorany azy ho eo an-tanan’ny fahavalo, noho izy nivavaka tamin’ny andriamanitr’i Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nanaiky i Amatsià; avy tamin’Andriamanitra rahateo izany, satria tiany hatolotra eo an-tanan’ny fahavalo i Amatsià sy ny tafiny noho ireo nivavaka tamin’ny andriamanitry ny Edômita.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nanaiky Amazia, satria avy tamin'Andriamanitra izany, mba hanolorany azy ho eo an-tànan'ny fahavalony noho ny nitadiavany ny andriamanitry ny Edomita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanaiky anefa i Amazia, satria avy tamin’Andriamanitra izany, mba hanolorany azy ho eo an-tanan’ny fahavalony noho ny nitadiavany ny andriamanitry ny Edomita.
malagasy
Fa tsy nanaiky Amazia, satria avy tamin'Andriamanitra izany, mba hanolorany azy ho eo an-tànan'ny fahavalony noho ny nitadiavany ny andriamanitry ny Edomita.