2 Chronicles 25:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra i Joasy, mpanjakan’ny Israely; ary nihaona tao Bety-Semesy izay an’i Joda izy sy i Amazia, mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra i Jôasy mpanjakan’i Israely, ka nifankahita nifanatrika tao Betsamesa any Jodà izy sy i Amasiasa, mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra hiady i Jôasy mpanjakan’i Israely avaratra; ka ny tafiny sy ny an’i Amatsià mpanjakan’i Joda dia nifanandrina tao Bety-Semesy tanànan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ka dia niakatra Joasy, mpanjakan'ny Isiraely; ary izy sy Amazia, mpanjakan'ny Joda, nihaona tany Beti-semesy izay an'i Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra i Joasy, mpanjakan’ny Israely; ary nihaona tao Bety-Semesy izay an’i Joda izy sy i Amazia, mpanjakan’ny Joda.
malagasy
Ka dia niakatra Joasy, mpanjakan'ny Isiraely; ary izy sy Amazia, mpanjakan'ny Joda, nihaona tany Beti-semesy izay an'i Joda.