2 Chronicles 25:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy rehetra ary ny fanaka rehetra izay hita tao amin’ny tranon’Andriamanitra tao amin’i Obeda-Edoma sy tao amin’ny efitrano fitahirizana ao amin’ny ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny olona natao antoka koa, izay izy vao niverina ho any Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy mbamin’ny fanaka izay tao an-tranon’Andriamanitra tao amin’i Obededôma, ary ny rakitra rehetra tao an-tranon’ny mpanjaka, naka olona natao antoka koa izy dia niverina ho any Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalain’i Jôasy avokoa ny volamena sy ny volafotsy ary ny zava-tsarobidy izay hita tao an-tranon’Andriamanitra sady teo ambany fiambenan’i Hôbeda-Edôma na izay hita tao amin’ny raki-tsoan’ny lapan’ny mpanjaka; ary nisy ihany koa olona nalainy hatao takalon’aina. Izay izy vao niverina nankany Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy rehetra ary ny fanaka rehetra izay hita tao an-tranon'Andriamanitra tao amin'i Obed-edoma sy tamin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka mbamin'ny olona natao antoka koa, ka dia niverina ho any Samaria izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy rehetra ary ny fanaka rehetra izay hita tao amin’ny tranon’Andriamanitra tao amin’i Obeda-Edoma sy tao amin’ny efitrano fitahirizana ao amin’ny ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny olona natao antoka koa, izay izy vao niverina ho any Samaria.
malagasy