2 Chronicles 25:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Amazia zanak’i Joasy, mpanjakan’ny Joda, taorianan’ny nahafatesan’i Joasy, zanak’i Joahaza, mpanjakan’ny Israely, dia dimy amby folo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola velona 15 taona i Amasiasa zanak’i Jôasy, mpanjakan’i Jodà, tatỳ aorian’ny nahafatesan’i Jôasy zanak’i Jôakaza, mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahafatesan’i Jôasy zanakalahin’i Jôahaza sady mpanjakan’i Israely, dia mbola naharitra 15 taona i Amatsià zanakalahin’i Jôasy sady mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Amazia zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Joda, taorian'ny nahafatesan'i Joasy, zanak'i Joahaza, mpanjakan'ny Isiraely, dia dimy ambin'ny folo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Amazia zanak’i Joasy, mpanjakan’ny Joda, taorianan’ny nahafatesan’i Joasy, zanak’i Joahaza, mpanjakan’ny Israely, dia dimy amby folo taona.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Amazia zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Joda, taorian'ny nahafatesan'i Joasy, zanak'i Joahaza, mpanjakan'ny Isiraely, dia dimy ambin'ny folo taona.