2 Chronicles 25:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tantaran’i Amazia sisa, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, indro, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy ny Israely va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asan’i Amasiasa sisa, ny voalohany sy ny farany, moa tsy dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’i Jodà sy i Israely va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Amatsià, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny Bokin’ireo mpanjakan’i Joda sy i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Amazia sisa, na ny voalohany na ny farany, indro, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tantaran’i Amazia sisa, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, indro, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy ny Israely va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Amazia sisa, na ny voalohany na ny farany, indro, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely va izany?