2 Chronicles 25:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony namono ny mpanjaka rainy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nohamafisin’i Amatsià ny fahefàm-panjakàny, dia nasainy novonoina ho faty ireo manamboninahitra izay nahafaty an’i Jôasy mpanjaka rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tafapetraka tsara tamin'ny fanjakany izy, dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.
malagasy
Ary nony tafapetraka tsara tamin'ny fanjakany izy, dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.