2 Chronicles 25:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tao aminy ka nilaza hoe: Ry mpanjaka, aza avela hanaraka anao ny miaramilan’ny Israely; fa tsy omban’NY TOMPO ny Israely, dia ny taranak’i Efraima rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo tonga tao aminy ity olon’Andriamanitra anankiray, ka nanao hoe: «Ry mpanjaka ô, aza misy foloalindahin’i Israely hiara-mandeha aminao, fa tsy omban’i Iaveh i Israely sy ny taranak’i Efraima rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nisy lehilahy olon’Andriamanitra tonga tao amin’i Amatsià ka nanao hoe: –Ry andriamanjaka, aza avela hanaraka anao hiantafika ny miaramila israelita, satria tsy miaraka amin’ireo rehetra taranak’i Efraîma ireo ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Nefa nisy lehilahin'Andriamanitra tonga tao aminy ka nanao hoe: Ry mpanjaka, aza avela hanaraka anao ny miaramilan'ny Isiraely; fa tsy omban'i Jehovah ny Isiraely, dia ny taranak'i Efraima rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tao aminy ka nilaza hoe: Ry mpanjaka, aza avela hanaraka anao ny miaramilan’ny Israely; fa tsy omban’NY TOMPO ny Israely, dia ny taranak’i Efraima rehetra.
malagasy
Nefa nisy lehilahin'Andriamanitra tonga tao aminy ka nanao hoe: Ry mpanjaka, aza avela hanaraka anao ny miaramilan'ny Isiraely; fa tsy omban'i Jehovah ny Isiraely, dia ny taranak'i Efraima rehetra.