2 Chronicles 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mandehana ihany ianao ka miadia ary mahereza amin’ny ady; fa hataon’Andriamanitra lavo eo anoloan’ny fahavalo ianao; fa Andriamanitra no mahay mamonjy sy mampahalavo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ianao ihany mandeha, dia mikatroha, mahereza amin’ny ady, fa tsy havelan’Andriamanitra ho resy eo anoloan’ny fahavalo ianao, satria mahay mamonjy sy mandavo Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha miara-manainga aminy ihany ianao, na dia hahery mikatroka an’ady toy inona aza, dia hataon’Andriamanitra lavo eo anoloan’ny fahavalonao; Andriamanitra manko no hany mahay mampandresy na mampahalavo.
Malagasy Bible 1865
Fa mandehana ihany ianao, ka manaova, ary mahereza amin'ny ady; fa hataon'Andriamanitra lavo eo anoloan'ny fahavalo ianao; fa Andriamanitra no mahay mamonjy sy mampahalavo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mandehana ihany ianao ka miadia ary mahereza amin’ny ady; fa hataon’Andriamanitra lavo eo anoloan’ny fahavalo ianao; fa Andriamanitra no mahay mamonjy sy mampahalavo.
malagasy
Fa mandehana ihany ianao, ka manaova, ary mahereza amin'ny ady; fa hataon'Andriamanitra lavo eo anoloan'ny fahavalo ianao; fa Andriamanitra no mahay mamonjy sy mampahalavo.