2 Chronicles 26:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eninjato sy roa arivo ny isan’ny lohan’ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny isan’ny loham-pianakaviana, izay samy mpiady mahery avokoa, dia 2.600 no tontaliny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andiany roa nisy olona eninjato no filohan-tarika nibaiko ireo miaramila maherifo ireo;
Malagasy Bible 1865
Enin-jato amby roa rivo no isan'ny lohan'ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eninjato sy roa arivo ny isan’ny lohan’ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa.
malagasy
Enin-jato amby roa rivo no isan'ny lohan'ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa.